🇲🇬🇷🇺 В международном аэропорту Ивато проводили генерального директора ОРТМ Элизе Лемана, который отправился в Москву для участия в Global Digital Forum. Поездка состоялась при содействии Русского дома и Посольства России на Мадагаскаре.
🔹Global Digital Forum — международная площадка, посвящённая цифровой трансформации, современным технологиям и развитию медиа. Форум объединяет представителей разных стран для обмена опытом и обсуждения новых цифровых решений, включая развитие искусственного интеллекта и современных медиатехнологий.
Подписывайтесь на нас 🥰
__
🇲🇬🇷🇺 Niainga teny amin’ny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Ivato androany ny Tale Jeneralin’ny ORTM, Élise Lemana, izay handray anjara amin’ny Global Digital Forum any Moskoa.
Nanohana ny fikarakarana ny diany ny Maison Russe sy ny Masoivohon’i Rosia eto Madagasikara .
🔹Ny Global Digital Forum dia sehatra iraisam-pirenena ifanakalozan-kevitra momba ny fanovàna nomerika, ny teknolojia maoderina ary ny fampandrosoana ny sehatry ny haino aman-jery.
Hampivondrona solontena avy amin’ny firenena maro, sehatra ifanakalozana traikefa sy fomba fiasa, ary ifanakalozan-kevitra momba ireo vahaolana nomerika vaovao, indrindra ny fampandrosoana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA) sy ny teknolojia maoderina eo amin’ny sehatry ny haino aman-jery.
Araho hatrany ny pejy 🥰
Post #107
256

- ❤ 5
- ⚡ 1
- 👍 1
- 🏆 1